Accueil/Catalogue/Électronique & Tech/Formation Antigravity + Abonnement 18 mois GOOGLE AI PRO

Formation Antigravity + Abonnement 18 mois GOOGLE AI PRO

90 000 Ar120 000 Ar
Taxes incluses.
En stock — Disponible immédiatement
1

Service de retrait disponible à konekteo APP

Habituellement prêt en 24 heures

Description

🚀 TE HIANATRA SY AHAFEHY HAMPIASA IA ? 🚀 (Ho an'ny Freelancers, Dev, na olontsotra, dia indro ary ity formation ity natao ho anareo) Te ho mailaka kokoa amin'ny fanoratana, fandikana teny, na fanaovana code tsotra na avancé ve ianao amin'ny alalan'ny AI? Ity ny tolotra dia formation en ligne namboarina manokana ho anao, sady tsotra no feno tsara ny fanazavana rehetra : 🎁 Ireto avy no hitanao amin'ity fiofanana « Antigravity & Gemini CLI » (ao amin'ny tranokala https://konekteo.com/edu/antigravity) : 💻 Fametrahana mora dia mora (Installation pas-à-pas) amin'ny ordinateranao (Mac na Windows). ✍️ Prompts 30+ efa vonona : Kopio dia apetaho (copy-paste) avy hatrany amin'ny asa soratrao na ny coding-nao. 🧠 Framework C.R.E.A.T.E. : Ny tsiambaratelo hiresahana amin'ny AI mba hahazoana valiny tonga lafatra amin'ny andrana voalohany. FANOMEZANA LEHIBE MIARAKA AMINY! 🚀 Abonnement Google AI Pro (18 Mois tafiditra ao) mba hampiharana ny fianarana : ☁️ 5 TO (5.000 Go) Stockage Google One : Tehirizo malalaka ny tetikasanao, sary, ary video mavesatra rehetra. 🤖 Gemini Pro : Ilay AI matanjaka hanampy anao amin'ny andavanandro. 💰 VIDINY PROMOTION BE AZA TARA: 💵 80.000 Ar ihany ny fiofanana + stockage 5 TO mandritra ny 18 volana (fa tsy 120.000 Ar). ⏳ Hatramin'ny 10 Jolay ihany ity vidiny manokana ity! ✉️ Alefaso MP mivantana izahay izao dieny mbola ao anatin'ny promotion ! ⚡ Boosté par Konekteo.

  • Matériaux nobles de qualité supérieure
  • Finition polie, éclatante et soignée
  • Hypoallergénique et conçu pour durer
  • Style intemporel et minimaliste

Avis clients